permalien Méilleurs voeux é

Rédigé le Mar 01 Jan, 2008 16:22:45 Ajouter un commentaire
Ah elle est arrivée! qui ça? La nouvelle année voyons f'inona ndray nananere.gif hay Pônané alou é :ventouse: dia samy tratry ny goavy na manta io na masaka.
Bilan pour l'année 2007? Pas trop mal, on a fait ce qu'on a pu on ne peut y revenir, c'était bien en somme  , très bien même malgré certains départs et avnt ces départs, d'importants départs qui chamboulent une existence , qui changent certaines habitudes et en installent de nouvelles, mais bon c'était bien d'où le fait que je suis encore là à ecrire mes sotises Very Happy atao ahoana é, tsy mbola misy atao :cepa:
Dia nanao ahoana hono révéillon é? Bof ohatry ny isan-taona k'inona ndray, fa tamin'ity fotsiny izy tsy nisotro zava-mahadomelina Mr. Green :poivrot: nandehdeh é nitety toerana, nahitan'izany akanjo tena Shocked misy ireo mitady akanjo mafana dia misy ireo mizitizty manao dentelina kely ptdr atao ahaona é Very Happy mba nisy nojerena ndray ny serveur sy ny sécurité tamin'io :lol: aiza ka ... eny é aoka zao Razz fa ny flash kosa tsy ny ahy irery no nirehidrehitra an ptdr lasa vedette zany hoah ilay vehivavy telo sady manka fia ery Rolling Eyes  ilay vehivavy an Very Happy ilay lehilahy kou mou mazava hoaz fa na ny vehivavy aza talanjona tamin'ireto tsy nanam-bola hividianana ravin-akanjo :sm15: .
Firy indray ré no nampidirina hopitaly tamin'io andro io é? :hum: raha ny hitako alou dia betsaka ihany no efa niady é , aiza ve rangah ka eny afovoan'arabe no hiadivana, zany no saofera tsy mitandrina dia efa tao. Misy ireo izay miezaka ny matory anaty tonelina na eo aza ny tabataban'ireo tsy nazaka taoka...
Miova toerana indray dia miova ny karazan'olona, sahisahy kokoa, na sahy aza ireo izay nanao akanjo zara ra nisy ( akanjo marina ve ireny é Shocked amiko ireny atin'akanjo fa tsy akanjo izany :sm37: ) dia ny tato amin'ty iray indray dia ny fihetsika no tena sahy , fffiuu , ary ity no tena nampihomehy sy nahatalanjona  ptdr efa nahita délestage tanaty boite de nuit ve nareo? izaho mbola , vitan'ilay DJ ihany ny nandefa ilay mozika fa ny jiro tsy nety é , tsy ampy angamba ny herin'ilay groupe, dia lasa ny tanora no nampirehitra ny finday sy nampijelajelatra ny jirony teo Very Happy
Fa nilay ka , nifarana tsara iny taona iny, na dia tsy afaka nandefa sms sy niantso ireo tokony nantsoina aza no ny tsy fananana ny nomeraon'izy ireo intsony, ialan-tsiny ré ô fa misaotra betsaka hoan'ireo izay nahatsiaro :happy: :ventouse: Misaotra hoan'ireo antso :ventouse: hoan'ireo sms :happy:
Hitondra soa sy fahombiazana sy fitiavana sy fifankatiavana etsetra anie ity taona vaovao ity :ventouse:
Que cette année vous apporte amour bonheur réussite etc :ventouse:
wishing you a prosperous happy and healthy year :ventouse:




Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: